Isaia 29:13 MG1865

13 Ary hoy ny Tompo: Satria manatona Ahy amin'ny vavany ity firenena ity ary mankalaza Ahy amin'ny molony, nefa ampanalaviriny Ahy kosa ny fony, ka ny fahatahorany Ahy dia didin'olombelona ampianarina azy ihany,

Vakio ny toko manontolo Isaia 29

Jereo Isaia 29:13 amin'ny teny manodidina.