Isaia 29:23 MG1865

23 Fa raha ny zanany mahita ny asan'ny tanako ao aminy, Dia hanamasina ny anarako izy, eny, hanamasina ny Iray Masin'i Jakoba izy ary hangovitra eo anatrehan'Andriamanitry ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Isaia 29

Jereo Isaia 29:23 amin'ny teny manodidina.