Isaia 29:4 MG1865

4 Dia haetry ianao ka hiteny ao amin'ny tany, ary ao amin'ny vovoka no hibitsibitsihanao, eny, ny feonao hivoaka avy amin'ny tany tahaka ny an'ny manao azy ho tsindrian-javatra, ary avy ao amin'ny vovoka no ikiakiahan'ny teninao.

Vakio ny toko manontolo Isaia 29

Jereo Isaia 29:4 amin'ny teny manodidina.