Isaia 29:7 MG1865

7 Ary ho tahaka ny fahitana eo amin'ny nofy amin'ny alina Ireo firenena betsaka rehetra ireo, izay mivory hamely an'i Ariela, dia izay rehetra mivory hamely azy sy ny mandany ka hampahatahotra azy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 29

Jereo Isaia 29:7 amin'ny teny manodidina.