Isaia 3:12 MG1865

12 Ny amin'ny oloko, dia zaza no mampahory azy, Ary ireo vehivavy no manapaka azy. Ry oloko ô, ny mpitarika anao no mampivily anao Sady mandrava ny lalana alehanao.

Vakio ny toko manontolo Isaia 3

Jereo Isaia 3:12 amin'ny teny manodidina.