Isaia 3:16 MG1865

16 Ary hoy koa Jehovah: Satria miavona ireo zanakavavin'i Ziona ka mandeha mianjonanjona sy manao maso meloka Sady kasikasy fandeha Ary mampikorintsandrintsana ny fehin-tongony,

Vakio ny toko manontolo Isaia 3

Jereo Isaia 3:16 amin'ny teny manodidina.