Isaia 3:5 MG1865

5 Ary hifanipaka izy samy iray firenena, Dia samy ny namany avy sy ny akaiky azy avy; Ny tovolahy hirehareha amin'ny anti-panahy, Ary ny tsy manan-daza amin'ny manan-daza.

Vakio ny toko manontolo Isaia 3

Jereo Isaia 3:5 amin'ny teny manodidina.