Isaia 30:13 MG1865

13 Dia ho aminareo ity heloka ity, tahaka izay mivava efa mila hianjera sy izay mibohitra amin'ny manda avo, ka ho tampoka dia tampoka no haharavany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 30

Jereo Isaia 30:13 amin'ny teny manodidina.