Isaia 30:15 MG1865

15 Fa izao no lazain'ny Tompo, dia Jehovah, ny Iray Masin'ny Isiraely: Amin'ny fiverenana sy ny fitsaharana no hamonjena anareo, amin'ny fanginana sy ny fahatokiana no hisian'ny herinareo; Nefa tsy nety ianareo;

Vakio ny toko manontolo Isaia 30

Jereo Isaia 30:15 amin'ny teny manodidina.