Isaia 32:5 MG1865

5 Ny adala tsy holazaina intsony hoe mitoetr'andriana, ary ny mpifetsy tsy holazaina hoe mahafoy be.

Vakio ny toko manontolo Isaia 32

Jereo Isaia 32:5 amin'ny teny manodidina.