Isaia 32:7 MG1865

7 Ary ratsy ny hafetsen'ny mpifetsy; Mamoron-tsain-dratsy izy hanimbany ny ory amin'ny teny lainga, na dia miteny manan-drariny aza ny malahelo;

Vakio ny toko manontolo Isaia 32

Jereo Isaia 32:7 amin'ny teny manodidina.