16 Izy no honina ao amin'ny avo; Ny fitoerana avony dia ny fiarovana any amin'ny harambato; Izay hohaniny dia homena azy, ary ny rano hosotroiny tsy ho diso.
Vakio ny toko manontolo Isaia 33
Jereo Isaia 33:16 amin'ny teny manodidina.