Isaia 33:20 MG1865

20 Tsiniovy Ziona, dia ilay tanàna fihaonantsika tamin'ny fotoam-pivavahana; Ny masonao hahita an'i Jerosalema ho fonenana mandry fahizay, dia lay izay tsy hafindra, ny tsimatra aminy tsy hongotana mandrakizay, ary tsy hisy hotapahina ny kofehiny.

Vakio ny toko manontolo Isaia 33

Jereo Isaia 33:20 amin'ny teny manodidina.