Isaia 34:11 MG1865

11 Fa ho zara-tanin'ny sama sy ny sokina izy, ny vorondolo lehibe sy ny goaika dia hitoetra ao; Ary hohenjaniny eo aminy ny famolaina fikorontanana sy ny pilao fahafoanana.

Vakio ny toko manontolo Isaia 34

Jereo Isaia 34:11 amin'ny teny manodidina.