Isaia 34:13 MG1865

13 Ary ho rakotry ny tsilo ny ao anatin'ny lapan'ny mpanjakany, amiana sy voaroy no ho ao amin'ny trano fiarovany; Ary ho fonenan'ny amboadia sy fitoeran'ny ostritsa izy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 34

Jereo Isaia 34:13 amin'ny teny manodidina.