Isaia 34:17 MG1865

17 Ary Izy no efa tinendry anjara ho an'ireo ary ny tànany no efa nizara izany ho an'ireo tamin'ny famolaina; Handova izany mandrakizay ireo ary hitoetra ao hatramin'ny taranaka fara-mandimby.

Vakio ny toko manontolo Isaia 34

Jereo Isaia 34:17 amin'ny teny manodidina.