Isaia 34:4 MG1865

4 Izay rehetra eny amin'ny lanitra dia ho levona, Ary ny lanitra hahorona tahaka ny fangorona taratasy; Ary ny eny aminy rehetra dia halazo tahaka ny fahalazon'ny ravina mihintsana avy amin'ny voaloboka, ary tahaka ny ravina malazo mihintsana avy amin'ny aviavy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 34

Jereo Isaia 34:4 amin'ny teny manodidina.