Isaia 35:4 MG1865

4 Lazao amin'izay reraka am-po: Mahereza, aza matahotra, indro, Andriamanitrareo ho avy mitondra famaliana, dia ny famalian'Andriamanitra, eny, Izy tokoa no ho avy ka hamonjy anareo.

Vakio ny toko manontolo Isaia 35

Jereo Isaia 35:4 amin'ny teny manodidina.