7 Ny alonalona mitarehin-drano dia ho tonga farihy tokoa, ary ny tany mangentana ho loharano miboiboika; Ny fonenana izay amitsahan'ny amboadia dia haniry volotara sy zozoro.
Vakio ny toko manontolo Isaia 35
Jereo Isaia 35:7 amin'ny teny manodidina.