Isaia 36:13 MG1865

13 Dia nijoro teo Rabsake ka niantso tamin'ny feo mahery tamin'ny teny Jiosy hoe: Henoy ny tenin'ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan'i Asyria.

Vakio ny toko manontolo Isaia 36

Jereo Isaia 36:13 amin'ny teny manodidina.