Isaia 36:7 MG1865

7 Fa raha hoy ianao amiko: Jehovah Andriamanitray no itokianay, moa tsy Azy va ny fitoerana avo aman'alitara izay noravan'i Hezekia, izay nilaza tamin'ny Joda sy Jerosalema hoe: Eto anoloan'ity alitara ity no hiankohofanareo?

Vakio ny toko manontolo Isaia 36

Jereo Isaia 36:7 amin'ny teny manodidina.