Isaia 37:1 MG1865

1 Ary raha nandre izany Hezekia mpanjaka, dia nandriatra ny fitafiany izy sady nitafy lamba fisaonana ka lasa niditra tao an-tranon'i Jehovah,

Vakio ny toko manontolo Isaia 37

Jereo Isaia 37:1 amin'ny teny manodidina.