17 Atongilano ny sofinao, Jehovah ô, ka mihainoa; ahirato ny masonao, Jehovah ô, ka mijere; ary mihainoa ny teny rehetra izay nampitondrain'i Sankeriba hihaika an'Andriamanitra velona.
Vakio ny toko manontolo Isaia 37
Jereo Isaia 37:17 amin'ny teny manodidina.