Isaia 37:20 MG1865

20 Koa ankehitriny, Jehovah Andriamanitray ô, vonjeo amin'ny tànany izahay, mba hahafantaran'ny fanjakana rehetra ambonin'ny tany fa Hianao ry ihany no Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Isaia 37

Jereo Isaia 37:20 amin'ny teny manodidina.