22 dia izao no teny nolazain'i Jehovah ny amin'i Sankeriba: Manao tsinontsinona sy mandatsalatsa anao Ziona, zanakavavy virijina; Mihifikifi-doha mahita anao mandositra Jerosalema zanakavavy.
Vakio ny toko manontolo Isaia 37
Jereo Isaia 37:22 amin'ny teny manodidina.