Isaia 37:3 MG1865

3 ary nanao taminy hoe: Izao no lazain'i Hezekia: Andro fahoriana sy famaizana ary fanalam-baraka ity andro ity; fa mby ao am-piterahana ny zaza, nefa tsy misy hery hiterahana azy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 37

Jereo Isaia 37:3 amin'ny teny manodidina.