Isaia 37:38 MG1865

38 Ary raha niankohoka tao an-tranon'i Nisroka andriamaniny izy, dia nokapain'i Adrameleka sy Sarezera zananilahy ny sabatra izy; ary dia afaka nandositra ho any amin'ny tany Ararata izy mirahalahy; ary Esara-hadona zananilahy no nanjaka nandimby azy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 37

Jereo Isaia 37:38 amin'ny teny manodidina.