Isaia 38:10 MG1865

10 Hoy izaho: Amin'izao andro mbola iadanako izao no tsy maintsy idirako amin'ny vavahadin'ny fiainan-tsi-hita; nesorina tamiko ny androko sisa.

Vakio ny toko manontolo Isaia 38

Jereo Isaia 38:10 amin'ny teny manodidina.