Isaia 38:16 MG1865

16 Tompo ô, izany no iveloman'ny olona, ary amin'izany tokoa no iainan'ny fanahiko, ka dia mahasitrana sy mahavelona ahy Hianao.

Vakio ny toko manontolo Isaia 38

Jereo Isaia 38:16 amin'ny teny manodidina.