8 Indro, hampiverina ny aloka hàdiny folo Aho araka ny nampidinan'ny masoandro azy teo amin'ny dialin' i Ahaza. Ka dia niverina hàdiny folo ny masoandro, dia ilay efa nidinany.
Vakio ny toko manontolo Isaia 38
Jereo Isaia 38:8 amin'ny teny manodidina.