Isaia 39:8 MG1865

8 Dia hoy Hezekia tamin'Isaia: Tsara ny tenin'i Jehovah izay nolazainao. Ary hoy koa izy: Eny, hisy fiadanana amin'ny androko handry fahizay.

Vakio ny toko manontolo Isaia 39

Jereo Isaia 39:8 amin'ny teny manodidina.