Isaia 4:4 MG1865

4 Rehefa voasasan'ny Tompo ho afaka amin'ny fahalotoany ireo zanakavavin'i Ziona, Ary rehefa voadion'ny fanahy fitsarana,sy ny fanahy fandringanana Jerosalema, Ho afaka amin'ny ran'olona nalatsany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 4

Jereo Isaia 4:4 amin'ny teny manodidina.