Isaia 40:10 MG1865

10 Indro, Jehovah Tompo ho avy amin'ny heriny, ka ny sandriny ihany no hanapaka; indro, ny valim-pitia hatolony dia eny aminy, ary ny valin'asa homeny dia eo anoloany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 40

Jereo Isaia 40:10 amin'ny teny manodidina.