Isaia 40:22 MG1865

22 Izy no mipetraka amin'ny habakabaka ambonin'ny tany, ary ny mponina etỳ dia tahaka ny valala; Izy no mamelatra ny lanitra tahaka ny lamba manify kararavina ary manenjana azy tahaka ny lay hitoerana;

Vakio ny toko manontolo Isaia 40

Jereo Isaia 40:22 amin'ny teny manodidina.