Isaia 40:31 MG1865

31 Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa; Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery; Hihazakazaka izy, nefa tsy ho sasatra; Handeha izy, nefa tsy ho reraka.

Vakio ny toko manontolo Isaia 40

Jereo Isaia 40:31 amin'ny teny manodidina.