Isaia 41:11 MG1865

11 Indro, ho menatra sy hangaihay izay rehetra tezitra aminao, ho tsinontsinona izy; Eny, ho levona izay miady aminao.

Vakio ny toko manontolo Isaia 41

Jereo Isaia 41:11 amin'ny teny manodidina.