14 Aza matahotra ianao, ry Jakoba kankana, dia ianareo, ry Isiraely olom-bitsy, Izaho no hamonjy anao, hoy Jehovah, Ary ny Iray Masin'ny Isiraely no Mpanavotra anao.
Vakio ny toko manontolo Isaia 41
Jereo Isaia 41:14 amin'ny teny manodidina.