Isaia 41:20 MG1865

20 Mba ho hitany sy ho fantany sy hoheveriny ary ho azony an-tsaina fa ny tànan'i Jehovah no nanao izany, ary ny Iray Masin'ny Isiraely no nahary izany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 41

Jereo Isaia 41:20 amin'ny teny manodidina.