Isaia 41:23 MG1865

23 Ambarao anay izay zavatra ho avy rahatrizay, mba ho fantatray fa andriamanitra ianareo; Eny, manaova soa, na manaova ratsy, mba hitaha isika, ka samy hahita.

Vakio ny toko manontolo Isaia 41

Jereo Isaia 41:23 amin'ny teny manodidina.