Isaia 41:5 MG1865

5 Ny nosy nahita ka raiki-tahotra; Toran-kovitra ny vazan-tany dia nanatona izy ka tonga.

Vakio ny toko manontolo Isaia 41

Jereo Isaia 41:5 amin'ny teny manodidina.