Isaia 41:9 MG1865

9 Hianao izay efa notantanako avy tany amin'ny faran'ny tany ary nantsoiko avy tany an-tsisiny ka nilazako hoe: Mpanompoko ianao, Efa nofidiko ka tsy mba nariako:

Vakio ny toko manontolo Isaia 41

Jereo Isaia 41:9 amin'ny teny manodidina.