1 Indro ny Mpanompoko, Izay tantanako, dia Ilay voafidiko sady sitraky ny foko Napetrako tao aminy ny Fanahiko; Hamoaka fitsipika ho an'ny jentilisa Izy.
Vakio ny toko manontolo Isaia 42
Jereo Isaia 42:1 amin'ny teny manodidina.