Isaia 42:19 MG1865

19 Iza no jamba, afa-tsy ny mpanompoko? Ary iza no marenina tahaka ny iraka izay irahiko? Iza no jamba tahaka ny sakaizan'i Jehovah, ary jamba tahaka ny mpanompony?

Vakio ny toko manontolo Isaia 42

Jereo Isaia 42:19 amin'ny teny manodidina.