Isaia 42:22 MG1865

22 Kanefa ity dia firenena nobaboina sy norobaina; Voafandrika ao an-davaka avokoa izy rehetra ary voàfina ao an-trano-maizina; Voababo izy, ka tsy misy mamonjy; Voasambotra izy, ka tsy misy manao hoe: Ampodio.

Vakio ny toko manontolo Isaia 42

Jereo Isaia 42:22 amin'ny teny manodidina.