Isaia 42:25 MG1865

25 Ka dia nalatsany taminy ny firehitry ny fahatezerany sy ny halozan'ny ady; Dia nampirehitra azy manodidina izany nefa tsy fantany; Ary nandoro azy, nefa tsy noheverin'ny fony

Vakio ny toko manontolo Isaia 42

Jereo Isaia 42:25 amin'ny teny manodidina.