Isaia 43:12 MG1865

12 Izaho efa nilaza sy namonjy ary nanambara, ary tsy nisy hafa tao aminareo; Dia ianareo no vavolombeloko, hoy Jehovah, ary Izaho no Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Isaia 43

Jereo Isaia 43:12 amin'ny teny manodidina.