Isaia 43:14 MG1865

14 Izao no lazain'i Jehovah, Mpanavotra anareo, dia ny Iray Masin'ny Isiraely: Noho ny aminareo no nanirahako tany Babylona, ary hampidiniko izy rehetra mbamin'ny Kaldeana ho mpandositra ho any amin'ny sambo izay efa nifaliany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 43

Jereo Isaia 43:14 amin'ny teny manodidina.