Isaia 43:9 MG1865

9 Aoka hiangona ny firenena rehetra, Ary aoka hivory ny olombelona; Iza aminareo no mahalaza izany? Aoka hambarany amintsika ny fahiny taloha; Aoka ho entiny ny vavolombelony hahamarina azy; Ary aoka hihaino ireo ka hiaiky hoe: Marina izany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 43

Jereo Isaia 43:9 amin'ny teny manodidina.