17 Ary ny sisan'izany dia amboariny ho andriamanitra, ho sarin-javatra voasokitra, Ary miondrika sy miankohoka eo anatrehany izy ka mivavaka aminy hoe: Vonjeo aho, fa andriamanitro ianao.
Vakio ny toko manontolo Isaia 44
Jereo Isaia 44:17 amin'ny teny manodidina.