Isaia 44:20 MG1865

20 Homan-davenona izy; Voafitaka ny fony ka nampivily azy, ka dia tsy mahavonjy ny fanahiny izy na mahalaza hoe: Moa tsy lainga va no eto an-tanako ankavanana?

Vakio ny toko manontolo Isaia 44

Jereo Isaia 44:20 amin'ny teny manodidina.